Ny fikambanana GBAV dia fikambanana ivondronan'ireo mpino efa nandalo na tsia tao @ GBUV ka vonona ny hanohana ny asa fitoriana ny filazantsara @ lafiny rehetra(@ vavaka, ara- materialy, ara-bola, sns...)indrindra eny vontovorona ary vonona ny hiaramiasa @ Union des Groupes Bibliques de Madagascar.