Serasera, hafatra madinika.
Créer un sujet | A lister
Sehatra hahafahantsika mampita vaovao na antso maika
@ 28 janvier izao no fifampiarahabana tratry ny taona. Ny ora sy ny toerana dia mbola holazaina @ manaraka.
Sao dia mail ihany tianiana no tena tetika mahomby @ fampitambaovao fa raha ny fahitako azy eto mantsy dia tena vitsy le mandalo eto amle site? fanontaniana ihany ny ahy mazotoa e?
Eny, marina tokoa izany Julio! Miandry ny vaovao farany aho de angamba alefa mail ihany ankoatran'ity! Mazotoa e!
Sa tsy misy intsony ?
Dans le texte que vous pouvez utiliser wiki ou des balises HTML.