Vaovao il y a 1763 il y a ... jours Citation('337279','88','6','370')">Reporter spam« Raha misy fo mitaona dia misy ny fotoana »
Io teny izay azo tany @ fampianarana tany @ lasy io no entina iarahabana antsika &
Isaorana Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny CAMPS DES AMIS Vontovorona t@ 13-15 Juillet lasa teo.
Isaorana isika rehetra izay namaly ny antso ka tonga. Isaorana koa anefa isika izay tsy afaka tonga fa nahatsiaro am-bavaka io fotoana io.Andriamanitra anie hamaly fitia anareo ka handrotsaka ny fitahiany manana amby ampy amintsika tsirairay avy.Isaorana indrindra koa ireo zk izay nanolotena hitondra formation ho antsika t@ io fotoana io.
Ireto avy ny fiofanana narahina taminizany camps izany :
Samedi 14
Dimanche 15
Mpampiofana Lohateny Mpampiofana Lohateny
8h-10h Zoky Petera Fahazoana antoka ny
famonjena Zoky Lala sy
Zoky Nirina Ndao isika hitaiza
10h:15-12h Zoky Lala sy
Zoky Nirina Safidy manadala
14h-17h15 Zoky Lala
Sy
Zoky Nirina Olon-droa samy hary
elatra
20h-21h Zoky Lala
Sy
Zoky Nirina Fitia Garadrelina
NB: Efa nisy CD momba ny fiofanana rehetra any aminny komity.
TATITRA ARA-BOLA NY CAMPS:
VOLA NIVOAKA EN fmg
SAKAFO+KOJAKOJA 790 000
HOFANA CAMERA 60 000
FRAIS ZK LALAH MIVADY 265 000
LOYER 425 000
Communication 120 000
Mpanao lakozia 225 000
FRAIS zk PETERA 25 000
Logistique 5 000
Carburant 50 000
TOTAL 1 965 000
TOTAL PARTICIPATION 1 300 000
VOLA NIALA TAO @ CAISSE 665 000
Marihina fa noho ny tsy fahatraranny isantsika mpanatrika ho 40 fa 27 ary maro tamintsika koa no antselika fa tsy nilasy feno no nahatonga io banga tsy maintsy nofenoinny caisse io.
Fandaharam-potoana ho avy
Asabotsy 11Aout@ 09 ora : partage mikasika ny lasy, temoignage, message
Alahady 9 Septembre @02 h30mn: tatitra momba ny zaika be (RCF, prière)
Asabotsy 13 Octobre : EB Neh 6 : 1-19 (zoky Tantely sy zoky Lala)
Ny 9 Septembre any aminny Zoky Hanitra na zoky Bako
@ 11 Aout sy 13 oct kosa dia any amindry ZK Samy Logt 1018 67 ha. Izany hoe novaina any amindry zk Samy ilay fivoriana fanaontsika any antsahameva satria misy trano afaka hivoriana ao no sady mba centre ville.Koa dia manantena fa hanafaka olana antsika io fiovana io.
Olana Vahaolana
Communication entre UGBM GBU
Tsapa ho nihena ny hafanampontsika tato ho ato
Formation professionelle ampidirina ao anaty programme
Comission boursière
Comission QUIZ biblique
Fanaovana Fiche dengagement
Problème de motivation
Fanaovana Fiche individuel détaillée
Komity
Efa Madiva ho tapitra ny mandatn ny Komity am-perinasa koa dia manentana antsika ho @fanoloran-tena @ asanny ny Tompo
Souscription
But: Ny member tsirairay manao souscription régulier: tsara raha isam-bolana
Phase de sensibilisation sy mobilisation souscription régulier du premier mois de lannée prochaine
DINIKASA TATITRA
CAMPS GBUV
Fotoana : 8Aout -11 Aout
Toerana : Mantasoa
Isanny olona : 40
Fanampiana andrasany avy aty @ sakaiza: 1 817 000 fmg
ZAIKA BE/ ( Efa nalefanny UGBM any anaty mail ny detail momba ny zaika be)
Fotoana: 21 Aout-28 Aout
Thème: ho fiderana ny voninahiny
Toerana: Toliary
GBUV GBAV
Péréquation:
500 000fmg
Vatsy
Olona 2: 650 000 fmg( 65% ny 1 000 000fmg) Pérequation:
500 000fmg
Vatsy:
Olona 3: 1500 000fmg
Don: 500 000fmg
Marihina fa ireo budjet ireo dia efa voalaza tao anaty tanjona sy paikady izay napetraka t@ voalohanny taona fa hotratrarintsika.Noho izany dia mila manatratra 5 467 000 fmg isika @ ity volana aout ity.Koa dia manentana antsika @ fanaovana souscription na don.Omeo izay komity akaiky anao indrindra na miantsoa ny 033 05 101 63.
Any @ zaikabe koa isika no tokony hanolotra DELEGUE hiasa mandritranny 3 taona manaraka koa dia eo ampitadiavana olona hanao delegue isika izao
Izay sy izay ny vaovaontsika GBAV koa dia mampahery antsika tsirairay avy
Ny Komity GBAV
Les commentaires: 0 Affichages: 3354
|