http://en.mylivepage.com/search/content?page=9&q=d...
| Pejy | Anonymous | il y a 1379 jours  |
F'angaha azon'ny GBUV indray le polyvalent eo akaikin'i Mme Hanta io ? tsy efa hoe nalain'ny Poly ?
| SARY | Anonymous | il y a 1532 il y a ... jours  |
afaka mandefa sarin'ny fivoriana nataonareo ve ny modos ? izahay manko tsy maharaka vaovao mihitsy ankoatra ireo tatitra izay alefanareo @ mel.
mazotoa daholo e !!
| SARY | Anonymous | il y a 1537 jours  |
ie, nilaza ny ho any izy, hay tonga soa zany !
| SARY | Sakaiza | il y a 1540 jours  |
Ra Hasina tokoa aty Paris aty izao. voa avy nifampiresaka izahay roa lahy t@ herinandro ambony
| SARY | Anonymous | il y a 1544 il y a ... jours  |
nanao ahoana marina e!! zahay tena tsy afaka tampoka fa lafo loatra le fraisko
| Serasera | Anonymous | il y a 1768 jours  |
Matotra be anie zany tonia izany e!!
| SARY | Anonymous | il y a 1768 jours  |
Mankasitraka e!! Veloma David e!!
Félicitations ho an'i Fenosoa t@ mariageny teo e!!
Dia oviana ny an'i Miandrisoa ??????
| SARY | Anonymous | il y a 1768 jours  |
efa elaela ihany zany sary izany an!! Domoina izao no mandalo aty amin'izao - veloma Hoby a!!
| SARY | Anonymous | il y a 1768 jours  |
za koa andeha za koa andeha
| Serasera | Anonymous | il y a 1791 jour  |
Fenosoa iza ?
| Serasera | Anonymous | il y a 1846 jours  |
Soa dia misy manana vaovao mikasika andry Monique, Fenosoa, Haja (Ambohipo), Dany, ... ? Le prom niarakaraka tamindry Erick ireny e!!!!
Mazotoa daholo e!!
| Serasera | Anonymous | il y a 1901 jour  |
Citation:Faly miarahaba antsika rehetra ex GBU V .Haja ex GBU DIEGO no manoratra .Hita ilay SITE WEB noresahin' I Zoky RIVO omaly tany amin'ny j GBUAF IFES
Mahereza daholo e!
| Serasera | Anonymous | il y a 1906 jours  |
Miandrisoa izany izao no lasa modérateur sa Ratix ihany ?
Ary i Tendry izany izao efa any (Inde) sa aty Frantsa ?
Mazotoa miasa daholo e!!
| Serasera | Anonymous | il y a 1911 jours  |
Dia ahoana ny tohin'ny fampianarana ?
afaka mandefa ny numéro téléphonen'ny ex GBUV any am mailko ve nareo ?
Misaotra mialoha
| Serasera | Anonymous | il y a 1911 jours  |
Citation:Manao ahoana nareo,
Tsy fantatro na mety tadidinareo za, tsy membre GBUV za fa membre ny aumônerie, Zazah ny anarako, mpianatra teny vontovorona, promotion 2003.
Aty am-pita za zao de nomen'i Tompo andraikitra hitantana ny GBU
| Serasera | Sakaiza | il y a 1914 jours  |
Citation: tena ok le site fa @ manaraka manao misy misy fa là tery be ny fotoana. I thank God for giving GBUV des amis.
Inona ny vaovaonareo GBUV?
| Serasera | Anonymous | il y a 1914 jours  |
Nianatra nampiasa site web izahay androany (03 mars 2007)!
| Serasera | Anonymous | il y a 1914 jours  |
Sa tsy misy intsony ?
| Serasera | Anonymous | il y a 1944 il y a ... jours  |
Eny, marina tokoa izany Julio!
Miandry ny vaovao farany aho de angamba alefa mail ihany ankoatran'ity!
Mazotoa e!
| Serasera | Anonymous | il y a 1957 jours  |
Sao dia mail ihany tianiana no tena tetika mahomby @ fampitambaovao fa raha ny fahitako azy eto mantsy dia tena vitsy le mandalo eto amle site?
fanontaniana ihany ny ahy
mazotoa e?
| Serasera | Anonymous | il y a 1959 jours  |
@ 28 janvier izao no fifampiarahabana tratry ny taona. Ny ora sy ny toerana dia mbola holazaina @ manaraka.
| Serasera | Anonymous | il y a 1960 jours  |
Citation:tokony akatona angamba le forum efa tsy misy miconsulte intsony ireny e!! Sa ahoana hoy ny modérateur ?
Misaotra an'i Julio!
| Serasera | Sakaiza | il y a 1964 il y a ... jours  |
miala tsiny indrindra amemtraka ilay fanontaniana !!
Misaotra mialoha
| Serasera | Anonymous | il y a 1968 jours  |
tokony akatona angamba le forum efa tsy misy miconsulte intsony ireny e!! Saahoana hoy ny modérateur ?
| Serasera | Anonymous | il y a 1968 jours  |