" Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay mampahery ahy". (Filipiana 4:13) | |||||||
TANJONA SY PAIK'ADY HO AMIN'NY ASAN'NY GROUPE BIBLIQUE DES AMIS DE VONTOVORONA MANDRITRY NY TAONA 2007 | |||||||
SEHATRA BANJININA | TANJONA | zana-tanjona | FOMBA HANATANTERAHANA AZY | VOLA ILAINA (Ar) | |||
Hetsika hatao | DATY HANATANTERAHANA AZY | Izay tsy maintsy jerena ao anatin'ny hetsika hatao | |||||
GBAV 1 | A.Ara-panahy | I- Iray fo sy saina ary fanahy |
| - Fifampiarahabana tratry ny taona | - 10 Février à 14h | - Impression (Invitation sy PGDGBAV) | 30 000 |
|
|
| - Trano | 40 000 | |||
|
|
| - Cocktail | 80 000 | |||
|
| - Imprévus | 10 000 | ||||
|
|
| 160 000 | ||||
| - Fampitomboana ho 50% ny isan'ny mpikambana sy mpanatrika fivoriana fara-fahakeliny | - Fitsidihan'ny komity ny isa-tranon'ireo mpikambana (2 isam-bolana farafaha-keliny) |
| - Déplacement (Ho an'izay te haka frais) | 30 000 | ||
|
| - Mivory in-dray mandeha isam-bolana ny GBAV; Ka ny isaky ny trimestre ny 2 voalohany atao any an-Tsahameva fa ny fahatelo hafa dia any an-tranona mpikambana. Asiana budget manokana ho an'ny mpampiantrano |
| - Budget manokana ho an'ny mpampiantrano (3 séances x 10 000) | 30 000 | ||
|
| - Programmes variés : Fanaovana veillée extra ( fanaovam-beloma izay handeha alavitra na partages ho an'ny mpitovo), excursion, brochettes partie, sns... |
| - Raha veillée (2 x 20 000Ar), raha excursion (60 000 Ar), raha brochettes partie (20 000Ar) | 120 000 | ||
|
|
|
|
|
| ||
|
| - Communication en général |
| - Chaine de communication (crédit, internet, déplacement, postes, sns....) | 40 000 | ||
|
|
| - Ajout information sur site (asa, bourses, vaovao samihafa, sns ...) | 30 000 | |||
|
|
|
| 70 000 | |||
|
|
|
|
|
| ||
|
| - Famangiana ara-tsoasialy |
| - (fifaliana, fahoriana) | 100 000 | ||
|
|
|
|
|
| ||
|
| -Camps de famille |
| - Hofan-trano | 80 000 | ||
|
|
|
| - Sakafo | 160 000 | ||
|
|
|
| - Communication | 15 000 | ||
|
|
|
| - Acceuil + badges | 15 000 | ||
|
|
|
| - Déplacement campeurs | 80 000 | ||
|
|
|
| - Déplacement formateurs | 50 000 | ||
|
|
|
| - Imprévus | 20 000 | ||
|
|
|
|
| 420 000 | ||
|
|
|
|
|
| ||
| - Développement du site Internet de GBAV | - Fampiofanana ny mpikambana rehetra |
| - Frais de communication | 10 000 | ||
|
| - Déplacement du formateur | 5 000 | ||||
|
|
| 15 000 | ||||
|
|
|
|
|
| ||
| Budget de fonctionnement |
|
| Impréssion; Matériels de bureaux | 50 000 | ||
GBAV 2 | II- Matotra | - 100% ny mpikambana mahay mampiofa-tena | - Hividy boky |
| - "Aimer Dieu quand ça fait mal" (Ed. Farel) | 13 000 | |
|
|
| - "Discipline personnelle" (Ed. Farel) | 13 000 | |||
|
|
| - Boky vokarin'ny UGBM : Miorina sy Mitombo | 15 000 | |||
|
|
| Sedera (10) | 50 000 | |||
|
|
|
| 91 000 | |||
| - Hasiana programa hipartagena boky |
|
|
| |||
| - Quiz Bibliques en Malagasy |
| - Concepteurs (5personnes x 1200 x3 réunions) | 18 000 | |||
|
|
| - Fournitures (CD,...) | 5 000 | |||
|
|
|
| 23 000 | |||
|
|
|
|
|
| ||
| - Formations | - Famporisihana autoformation : FAFI (Lohahevitra 3 + examen 1) |
| - Frais formateurs (I200 x 4) | 4 800 | ||
|
|
|
|
|
| ||
|
| - Cours Bibliques GBUAF Fampirisihana ny mpikambana sy fampahafantarana momba an'io formation io. |
| - Frais formateurs | 4 000 | ||
B- Fivelarana amin'ny sehatry ny asa | - Asa vita tsara nefa ahafahana manompo ny Tompo sy ny fianakaviana |
| - Exposé Personnage bilbilique (budget camp de famille) |
|
|
| |
|
|
|
| ||||
- Hividy boky |
| - "Centré sur Dieu" (Editions Farel) | 37 500 | ||||
| - "Comment se faire des amis" ( écrit par Dale Carnegie, ce livre fait partie des Best-sellers mondiaux) | 13 100 | |||||
|
| 50 600 | |||||
|
|
|
| ||||
D. Fivelomana | - Mahay mihary |
| - Hividy boky |
| - "Une mine de diamant sous son pied" | 13 100 | |
|
| - "Comment bâtir sa fortune" | 3 100 | ||||
|
|
| 16 200 | ||||
- Fampirisihana ny fanaovana Ankandray (projet na hanohanana olona) |
|
|
| ||||
- Fampafantarana ny Projet (UGBM°) Z. Jocelyn) |
|
|
| ||||
E. Tokan-trano (Safidy ny izay ho vady sy ny fifandraisan'ny mpivady) | - Fiainana ny maha mpitovo ao anatin'ny fiadanana sy fahaizana mifidy ny anjarany sy mitia ny vadiny |
| - Hasiana formation momba an'io any amin'ny Camp de famille |
|
|
| |
- Hanao fivoriana extra hiantsoana ny celibataires |
|
|
| ||||
- Fanasan'ny mpivady ireo manana fofom-bady |
|
|
| ||||
- Hividy boky |
| - "Les langages de l'amour " (Ecrit par Gary Chapman, un ouvrage best-seller ,Editions Farel) | 12 000 | ||||
| - "Communication clé d'un mariage réussi" (Editions Farel) | 19 000 | |||||
|
| 31 000 | |||||
F. Fitaizana zanaka | - Mahay mihary |
| - Partages Z. Nirina hatao any amin'ny Camp de famille |
|
|
| |
|
|
| - Hividy Boky |
| - "Langages d'amour des enfants" (Editions Farel) | 12 000 | |
|
|
|
| - "Ciel! Mon bébé a grandi" (Editions Farel) | 12 000 | ||
|
|
|
|
| 12 000 | ||
|
|
|
|
| Total GBAV | 1 193 500 | |
GBUV | G. Fanohanana ny GBUV | I- Afaka manohana ara-panahy |
| - Amporisihana ny mpikambana GBAV mba hitondra fampianarana na hitsidika ny GBUV in-dray mandeha amin'ny taona |
|
|
|
- Sakaiza iray na tokan-trano iray miparainé GBU (Mba mifandray aminy) |
|
|
| ||||
- 11 Déplacements vers Vontovorona | - Fanatrehana Evangélisation de masse, séparation & acceuil nouveau membres GBAV, 1 fois par mois durant 9 mois |
| - Fanatrehana Evangélisation de masse | 20 000 | |||
|
| - Séparation & acceuil nouveau membres GBAV | 20 000 | ||||
|
| - 1 fois par mois durant 9 mois | 18 000 | ||||
|
| - Vola hatokana ho an'izay mila frais handehanana eny Vonotovorona (9 x 10 000) | 90 000 | ||||
|
|
| 148 000 | ||||
|
|
|
| ||||
II- Afaka manohana ara-pitaovana |
| - Hividy boky |
| - "Attends-moi" (Ed. Farel) | 11 500 | ||
|
| - "Avec qui me marierais-je" (Ed. Farel) | 7 600 | ||||
|
| - " Les jeunes et la sexualité" (Ed. Farel) | 10 400 | ||||
|
| - " Amour, sexe, mensonges et vérité " (Ed. Farel) | 19 000 | ||||
|
| - "Comment parler en Public" Dale Carnegie | 10 750 | ||||
|
|
| 59 250 | ||||
- Fanamboarana fiches momba ny talenta sy fitaovana |
|
|
| ||||
- Budget vontovorona 1 450 000 x 65% (à part ny Boky) |
|
| 942 500 | ||||
|
| Total GBUV | 1 149 750 | ||||
UGBM | H. Fanohanana ny UGBM |
|
| - Tsangambaton'ny 35eme anniversaire |
| - Don matériel (Flash Disk) | 50 000 |
- Souscription |
| - à payer en trois tranches : mai, août, novembre | 400 000 | ||||
- Zaikabe UGBM |
| - péréquation(100 000Ar), don (100 000Ar), vatsy ho an'izay andeha ( 3 x 100 000Ar) | 500 000 | ||||
- Satellite Imeritsiatosika |
| - Budget de fonctionnement | 160 000 | ||||
|
| Total UGBM | 1 110 000 | ||||
|
|
|
|
|
| Total Général | 3 453 250 |
Fanamarihana:
- Mahakasika ny GBAV: Hoezahina ny hanomana "moniteur" izay afaka hijery manokana ireo ankizy zanaka sakaiza. Tiantsika hanaraka antsika manko ireny zanatsika ireny ehefa mamonjy ny fotoanan'ny Sakaiza isika satria sarotra ny hamela azy ireny any an-trano. Izany indrinadra no tsara isian'ny "moniteur" mba handray manokana azy ireny amin'ny fotoana hivoriantsika na amin'ny fotoanan'ny lasy. Azon'ny moniteur atao koa ny mitaiza azy ho tia sahady ny fivoriana tanterahintsika groupe biblique.
- Mahakasika ny GBUV: Manam-pikasana isika ny hanangana radio hitoriana ny filazantsara eny Vontovorona izay hetaheta avy amin'ny GBUV. Hevitra tsara io nefa tsy ho tratrantsika indray mandeha amin'izao taona izao ny fifidianana ny fitaovana rehetra ilaina. Entanina sy irariana anefa isika hanolotra izay azontsika omena ny amin'izany fitaovana ilaina amin'izany toy ny solo-saina (ordinateur).
« Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefa be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo. » I Korintiana 15 :58
Ny Komitin'ny Groupe Biblique des Amis de Vontovorona




